"L'avenir de nos enfants, un édifice commun."

🎉 Fankalazana ny Taom-baovao Malagasy

🎉Nankalaza ny Taom-baovao Malagasy izahay androany tao anatin’ny hafaliana sy firaisankina!
 
Ireto avy ny fandaharam-potoana nandritra izany :
📸 Fakàna sary isaky ny kilasy
💃 Dihy nasehon’ny kilasy tsirairay, nampiseho ireo foko samihafa eto Madagasikara
🎶 Hira nataon’ny mpianatra CM1 A sy B
🎤 Kabary nataon’ny mpianatra roa ho fanolorana firarian-tsoa ho an’ny rehetra
🏆 Fanolorana diplaoma ho an’ireo mpianatra telo voalohany isaky ny kilasy tamin’ny fifaninanana “Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Tenin-dreny”
🥇 Fanomezana loka ho an’ireo mpianatra enina voalohany tamin’ny fifaninanana matematika JIA (CM1 sy CM2)
Fankasitrahana lehibe ho an’ny mpianatra sy mpampianatra ary ny tompon’andraikitra rehetra noho ny fandraisany anjara sy ny ezaka vitany! Tratry ny asaramanitra e
Traduction
Nouvel An Malagasy célébré aujourd’hui.
🎉Nous avons fêté le Nouvel An dans la joie et la convivialité !
Au programme de cette belle journée :
📸 Prise de photos de classe
💃 Danses présentées par chaque classe, mettant en valeur les ethnies de Madagascar
🎶 Chants interprétés par les élèves de CM1 A et B
🎤 Allocutions de deux élèves pour présenter les meilleurs vœux🏆 Remise de diplômes aux trois meilleurs élèves de chaque classe du concours de la Journée mondiale de la langue maternelle.
🥇 Remise de récompenses aux six meilleurs élèves du concours de mathématiques JIA (CM1 et CM2).
Bravo à tous les élèves pour leurs efforts, et un grand merci à tout le personnel pour son engagement dans la réussite de cette belle fête !